|
|
|
|

Entry mangoana (goana)
Part of speech active verb
 To knock, to rap. [1.2]
  [Tanala] Foana, tapitra tsy misy intsony, lany: Nangoaña tao ny sambaike handy ahay tsy bany mihinaña (tapitra tsy nisy intsony ny mangahazo masaka kilavalava nefa izahay tsy mbola nihinana) [1.78]
Morphology 
Present : mangoana
Past : nangoana
Future : hangoana
Imperative : mangoana

Updated on 2023/09/11