| Entry | mangitakitaka (hitakitaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho Taitra, mivadi-po: Tsy nangitakitaka izy na dia kely ahory aza, nefa teo am-bavan' ny fahafatesana [1.1] | |||||||||
| To tremble, to shake, as leaves or the voice; to palpitate, or to be in pain, as the heart or one's bones [1.2] | |||||||||
| Palpiter, être émotionné [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|