|
|
|
|

Entry hitakitaka
Part of speech noun
 Fitebitebena, fientanentanana vokatry ny ahiahy; fitepotepoana amin' izay hitranga: na tahotra na fanantenan-javatra mahafaly [1.1]
 Palpitation, émotion intérieure causée par l’inquiétude, la peur ou l'espérance d’un plaisir [1.3]
Derivatives 

Updated on 2022/09/26