|
|
|
|

Entry mangidy hoditra
Part of speech locution
Elementary words mangidy, hoditra
 Olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina [1.1]
 Unpopular [1.7]
 Impopulaire [1.8]
Antonyms 

Updated on 2023/06/17