| Entry | mangidy (ngidy) | |
| Part of speech | adjective | |
| Manana tsiro ratsy be amin' ny le-la, mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Mangidy ny kininina ka tsy tian' ny zaza Masiaka: Mangidy ny sakay Mampahory izaitsizy, mampangirifiry Mangidy izay fahoriana nanjo azy izay Tsy anerany, mihoa-pampana: Mangidy ny halafon' ny hena ankehitriny izany Fatratra, mantsalay, kinga sy mahay: Mangidy io Rangahy io raha hampianatra Mafy, manindrona: Mangidy izany teny izany, hoy ny olona nihaino ny tenin' ny manampahefana Sarotiny, mahihitra: Lehilahy mangidy velona iny; tsy hanome eranambatry anao iny na hiofo aza ny angidina [1.1] | ||
| Bitter [1.2, 1.7] | ||
| Amer [1.8] | ||
| Examples | Ireo sady tsy manam-bary no tsy manam-bola dia mangidy indrindra ny manjo azy.
[2.472] | |
| Entry | mangidy | |
| Part of speech | adjective | |
| [Taisaka] Saro-tongavina [1.78] | ||
| Expensive [1.7] | ||
| Qui coûte cher [1.8] | ||
| Entry | mangidy (hidy) | |
| Part of speech | adjective | |
| [Taisaka] mangidihidy [1.78] | ||
| [Sakalava-Mayotte] Qui démange, qui donne envie de se gratter [1.405] | ||
| Entry | mangidy | |
| Part of speech | noun | |
| [Betsimisaraka, Sihanaka] (de ngidy : amertume, goût amer). Nom des arbres dont les écorces sont particulièrement amères. Notamment : Physena madagascariensis Thouars ex Tul. (Physenaceae) réf. Humbert 13.899. D'après G. Cours, on attribue à ces écorces des propriétés calmantes, sédatives. Écrasées fraîches, on en frotte la peau pour empêcher les sangsues aériennes de s'y fixer. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Physena madagascariensis | |
| Updated on 2024/10/14 |
|