| Entry | mangarona (harona) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1] | |||||||||
| To feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2] | |||||||||
| To snatch with the hand [1.7] | |||||||||
| Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) [1.3] | |||||||||
| Fouiller avec la main [1.8] | |||||||||
| Examples | ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany;
[1.214] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mangaròna (harona) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mangarona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Updated on 2024/02/19 |
|