|
|
|
|

Entry manerongerona (herongerona)
Part of speech active verb
 Mandrahona, mampitahotra, mandevilevy, mitrerontrerona: Tsy tiako io mpampiasa io fa manerongerona foana tsisy antony [1.1]
 To threaten, to frighten [1.7]
 Menacer, effrayer [1.8]
Morphology 
Present : manerongerona
Past : nanerongerona
Future : hanerongerona
Imperative : manerongeròna

Entry manerongeròna (herongerona)
Part of speech imperative of active verb manerongerona [Full list]
  [1.1]

Updated on 2023/01/20