|
|
|
|

Entry manerona (erona)
Part of speech active verb
 Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
 To growl or roar at [1.7]
 Gronder, rugir [1.8]
Examples Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Morphology 
Present : manerona
Past : nanerona
Future : hanerona
Imperative : maneròna

Entry mañerona
Part of speech active verb
  [Sihanaka] Manendy kafe, ets. [1.78]

Entry maneròna (erona)
Part of speech imperative of active verb manerona [Full list]
  [1.1]

Updated on 2023/01/20