| Entry | manenjika (enjika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. [1.1] | |||||||||
| To pursue; to persecute [1.7] | |||||||||
| Poursuivre; persécuter [1.8] | |||||||||
| Examples | Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana,
[2.576] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/10/20 |
|