|
|
|
|

Entry enjika
Part of speech noun
 Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [1.1]
 Fuite, poursuite, persécution [1.3]
Examples Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany! [2.944]
Derivatives 

Updated on 2017/06/12