| Entry | manelanelana (elanelana (elana)) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manelanelàna (elanelana (elana)) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb manelanelana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|