| Entry | mandry tsy aman' afo | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | mandry, tsy, amana, afo | |
| Enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [1.1] | ||
| Analogs | mandry aman' afo | |
| Updated on 2023/03/22 |
|