|
|
|
|

Entry mandry tsirangaranga
Part of speech locution
Elementary words mandry, tsirangaranga
 Tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
Mandry amin' ahiahy [1.1]
Synonyms mandry tsy lavo loha

Updated on 2023/04/16