|
|
|
|

Entry tsirangaranga (rangaranga (ranga))
Part of speech noun
 Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa
Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin' ny alina noho ny habetsahan' ny mpangalatra [1.1]
 état de ce qui se dresse en grand nombre, comme des troncs, des branches
Figuré: crainte [1.3]
 (de la racine ranga : droit, dressé). État des végétaux touffus, dont les troncs ou les branches sont nombreux et entrelacés. Entrelacs des lianes caractéristique de certaines formations forestières. Ils sont censés être le refuge des esprits, fantômes, etc. [1.196]
Vocabulary 
Examples 
1Didy maso noho ny fiarenta-tory sy ny torimaso tsirangaranga ny lehilahy izato. [2.470]
2Samy natory tsirangaranga daholo anefa, satria nanahy zavatra hiseho. [2.472]
Derivatives 

Updated on 2023/08/11