|
|
|
|

Entry mandrora (rora)
Part of speech active verb
 Manipy rora
Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1]
 To spit, to spit something out [1.7]
 Cracher [1.8]
 Cracher
Mépriser [1.5]
Examples Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy. [2.470]
Morphology 
Present : mandrora
Past : nandrora
Future : handrora
Imperative : mandrorà

Entry mandrorà (rora)
Part of speech imperative of active verb mandrora [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/09/08