| Entry | mandrokidroky (drokidroky) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin' ny zara lova [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|