| Entry | manangoly (angoly) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny Jer. kolikoly [1.1] | |||||||||
| To cheat, to deceive, to ensnare. [1.2] | |||||||||
| To lead astray [1.7] | |||||||||
| Séduire, tromper [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|