|
|
|
|

Entry malaholaho (laholaho)
Part of speech adjective
 Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany [1.1]
Synonyms malaho

Entry malaholaho (laholaho)
Part of speech adjective
 Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro [1.1]
 Qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre [1.3]

Entry malaholaho (laholaho)
Part of speech adjective
 Reraka dia reraka efa ambavahoana [1.1]

Updated on 2023/04/09