|
|
|
|

Entry mandena (lena)
Part of speech active verb
 Manisy rano, manamando [1.1]
 To wet, to moisten [1.7]
 Mouiller, humecter [1.8]
Examples 
1Fantany fa ory dia ory ny endrik' io olona io ary misy ranomaso manorika mangina mandena ny takolany. [2.5]
2tsy mba manan-tao-maharatsy, na tapak' andro akory aza, ary tsy mba mandena maina andro, fa raha tsy efa lefy ny andro, tsy mba mivoaka; [2.857]
Morphology 
Present : mandena
Past : nandena
Future : handena
Imperative : mandema

Updated on 2023/01/20