| Entry | mandefitra (lefitra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1] | |||||||||
| To endure, to suffer; to show forbearance [1.7] | |||||||||
| Supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|