|
|
|
|

Entry mandavantaona
Part of speech adjective
 Mandritra ny taona manontolo
Maharitra ela tsy an-kijanona [1.1]
 Tsy mitsahatra mandritra ny taona [1.13]
 Passer l’année à, durant l'année [1.3]
 Qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Dia ho Noely lava mandavan-taona ny fiainako [2.285]
2Dia lany andro mikarokaroka eo mandavan-taona [1.436]
3Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [2.5]
Synonyms maharitra

Updated on 2025/02/15