| Entry | manavatsava (tsavatsava) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Tsy mandeha amin' ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; mandeha amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka: Efa maika izahay ka nanavatsava eran' ny tampon-tanety [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|