| Entry |
manatsaka
(hatsaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
[1.1]
|
| | Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. Manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
|
| | To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
|
| | Façonner Entailler [1.13]
|
| Morphology |
| Present : |
manatsaka |
| Past : |
nanatsaka |
| Future : |
hanatsaka |
| Imperative : |
manatsaha |
|
|
| Entry |
manatsaka
(tsaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
manatsaka |
| Past : |
nanatsaka |
| Future : |
hanatsaka |
| Imperative : |
manatsakà |
|
|
| Entry |
manatsakà
(tsaka)
|
| Part of speech | imperative of active verb manatsaka
|
|