| Entry | manatratra (tratra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao Mamonjy Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mamonjy | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|