|
|
|
|

Entry mamonjy (vonjy)
Part of speech active verb
 Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1]
 To help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7]
 Secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8]
Examples Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4]
Morphology 
Present : mamonjy
Past : namonjy
Future : hamonjy
Imperative : mamonje

Entry mamonjy
Part of speech noun
 (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/09/13