| Entry |
manatona
(hatona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manakaiky: Efa manatona ny ririnina Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1]
|
| | To approach, to draw near. [1.2]
|
| | To approach [1.7]
|
| | S'approcher de [1.8]
|
| Examples | Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany.
[2.895]
|
| Morphology |
| Present : |
manatona |
| Past : |
nanatona |
| Future : |
hanatona |
| Imperative : |
manatòna |
|
|
| Entry |
manatòna
(hatona)
|
| Part of speech | imperative of active verb manatona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra.
[2.643]
|
| 2 | Manatòna ny afo raha ta hafana ianao
[1.1]
|
|
|