|
|
|
|

Entry manariva (hariva)
Part of speech active verb
 Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa
Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao
Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody [1.1]
 To detain until evening, to work in the evening. [1.2]
 To work till evening; to put off till evening; to be near evening [1.7]
 Travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule [1.8]
Examples Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [2.472]
Morphology 
Present : manariva
Past : nanariva
Future : hanariva
Imperative : manarivà

Entry manarivà (ariva)
Part of speech imperative of active verb manariva [Full list]

Updated on 2023/01/20