|
|
|
|

Entry manao toton' omby bory
Part of speech locution
Elementary words manao, toto, omby, bory
 Enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1]

Updated on 2025/10/11