| Entry |
manantona
(hantona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro [1.1]
|
| | To hang, to suspend [1.7]
|
| | Suspendre, accrocher [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony.
[2.470]
|
| 2 | Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity.
[1.353]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manantona |
| Past : |
nanantona |
| Future : |
hanantona |
| Imperative : |
manantòna |
|
|
| Entry |
manantòna
(hantona)
|
| Part of speech | imperative of active verb manantona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|