| Entry |
manangona
(angona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
|
| | To collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
|
| | Rassembler, accumuler [1.13]
|
| Examples | Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
manangona |
| Past : |
nanangona |
| Future : |
hanangona |
| Imperative : |
manangòna |
|
|
| Entry |
manangòna
(angona)
|
| Part of speech | imperative of active verb manangona
|
|
| Entry |
manangona
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
(de manana : prendre, avoir, et
gona : les coups).
Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae).
Bois sans grand intérêt. Voir aussi
sakoanala.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Sakoanala villosa |
|