|
|
|
|

Entry mananetinkena
Part of speech noun
Elementary words mananety, hena
 Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [1.1]
 La partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf [1.3]
Vocabulary 
Synonyms mananety ~ mananetiny

Updated on 2025/02/15