|
|
|
|

Entry manandrina (handrina)
Part of speech active verb
 Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
Manohitra [1.1]
 To be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2]
 Regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3]
Examples Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina [2.366]
Morphology 
Present : manandrina
Past : nanandrina
Future : hanandrina
Imperative : manandrìna

Entry manandrìna (handrina)
Part of speech imperative of active verb manandrina [Full list]

Updated on 2022/09/08