| Entry |
manambana
(ambana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Tambahoaka]
[ mañambaña ] Manambana [1.78]
|
| | Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý [1.1]
|
| | To pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. [1.2]
|
| | Menacer, frapper, atteindre [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo.
[4.27]
|
| 2 | fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady.
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manambana |
| Past : |
nanambana |
| Future : |
hanambana |
| Imperative : |
manambàna |
|
|
| Entry |
manambàna
(ambana)
|
| Part of speech | imperative of active verb manambana
|
|