| Entry |
manamarina
(arina)
|
| Part of speech | active verb or adjective
|
| | To level; to prove; to make right [1.7]
|
| | Prouver [1.3, 1.8]
|
| | Mettre d'aplomb, de niveau, justifier, corriger, redresser [1.3]
|
| | Justificatif, justificative [1.4]
|
| | Niveler [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ary manamarina fa iray fototra ihany ny olona.
[1.353]
|
| 2 | Tsimpony ny teny sy ny toe-javatra manamarina izany.
[2.314]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manamarina |
| Past : |
nanamarina |
| Future : |
hanamarina |
| Imperative : |
manamarìna |
|
|
| Entry |
manamarìna
(arina)
|
| Part of speech | imperative of active verb manamarina
|
| | [1.3]
|
|