| Entry | manakotrana (kotrana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manakotràna (kotrana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb manakotrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|