|
|
|
|

Entry manakorontana (korontana)
Part of speech active verb
 Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?
Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
 To put in disorder; to push or knock things about [1.7]
 Bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
Examples ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile [2.1011]
Morphology 
Present : manakorontana
Past : nanakorontana
Future : hanakorontana
Imperative : manakoronna

Entry manakoronna (korontana)
Part of speech imperative of active verb manakorontana [Full list]

Updated on 2023/01/20