|
|
|
|

Entry manakarainkona (karainkona)
Part of speech active verb
 Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka
Mitovy hevitra: mampikarainkona ~ mampionkina ~ mampivonkina ~ manakainkona [1.1]
Morphology 
Present : manakarainkona
Past : nanakarainkona
Future : hanakarainkona
Imperative : manakarainkòna

Entry manakarainkòna (karainkona)
Part of speech imperative of active verb manakarainkona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20