| Entry | manakana (sakana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany [1.1] | |||||||||
| [Sihanaka] Misakana [1.78] | |||||||||
| [Tanala] [ manakaña ] Misakana [1.78] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manakàna (sakana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb manakana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|