| Entry |
manadihady
(hadihady (hady))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha - [1.1]
|
| | To investigate [1.2]
|
| | To examine in detail, to look into [1.7]
|
| | S’informer en détail [1.3, 1.8]
|
| | Examiner, approfondir, scruter [1.3]
|
| | Examiner en détail [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo.
[2.445]
|
| 2 | Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena?
[2.314]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manadihady |
| Past : |
nanadihady |
| Future : |
hanadihady |
| Imperative : |
manadihadia |
|
|