| Entry | mampisosa (sosa) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Examples | Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano
[2.5] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|