| Entry |
mampihomehy
(homehy (hehy))
|
| Part of speech | active verb
|
| |
[1.1]
|
| | To cause laughter; laughable [1.7]
|
| | Ridiculous [1.17]
|
| | [1.3]
|
| | Faire rire; risible, drôle, humoristique [1.8]
|
| | Ridicule [1.9]
|
| | Marrant: Tantara mampihomehy (Histoir [...] [full text in 1.66]
|
| Examples |
| 1 | Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy?
[2.285]
|
| 2 | Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo.
[2.895]
|
| 3 | Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy.
[2.356]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mampihomehy |
| Past : |
nampihomehy |
| Future : |
hampihomehy |
|
|