| Entry |
mampihena
(hena)
|
| Part of speech | active verb
|
| | To lessen, to diminish [1.7]
|
| | Diminuer, amoindrir [1.8]
|
| Examples |
| 1 | mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany;
[2.436]
|
| 2 | Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mampihena |
| Past : |
nampihena |
| Future : |
hampihena |
|
|