|
|
|
|

Entry mampidi-doza
Part of speech locution
Elementary words mampiditra, loza
 Mampahita loza, mamohehatra [1.1]
 Mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana [1.13]
 Dangereux [1.13]
Examples 
1Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117]
2Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332]
3Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270]

Updated on 2023/02/21