|
|
|
|

Entry mamofona (fofona)
Part of speech active verb
 Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando
Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1]
 To smell bad [1.7]
 Sentir mauvais [1.8]
Examples 
1ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436]
2mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285]
Morphology 
Present : mamofona
Past : namofona
Future : hamofona
Imperative : mamofòna

Entry mamona (fofona)
Part of speech imperative of active verb mamofona [Full list]

Updated on 2023/01/20