| Entry | mamoaha > mamoaka (voaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy [1.1] | |||||||||
| Manaparitaka, mizara, mampiely [1.13] | |||||||||
| Diffuser [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
|
|