| Entry |
mamitrana
(vitrana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1]
|
| | To sew together by the
edges; to join lengthwise [1.7]
|
| | Coudre ensemble ou joindre
dans le sens de la longueur [1.8]
|
| Examples | Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky
[2.996]
|
| Morphology |
| Present : |
mamitrana |
| Past : |
namitrana |
| Future : |
hamitrana |
| Imperative : |
mamitràna |
|
|
| Entry |
mamitràna
(vitrana)
|
| Part of speech | imperative of active verb mamitrana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|