|
|
|
|

Entry mamindra (findra)
Part of speech active verb
 Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1]
 To remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2]
 To move; to walk (esp. of a child) [1.7]
 Déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69]
2Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245]
Morphology 
Present : mamindra
Past : namindra
Future : hamindra
Imperative : mamindrà

Entry mamindrà (findra)
Part of speech imperative of active verb mamindra [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/09/13