| Entry | mamilafila (filafila) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1] | |||||||
| Promettre et se dédire [1.3, 1.5] | |||||||
| Tenir le bec dans l'eau [1.3] | |||||||
| Examples | nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? [2.131] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mampifilafila ~ mampilafila | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|