|
|
|
|

Entry mamikavika (vikavika)
Part of speech active verb
 Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
 To tack or baste with large stitches [1.7]
 Faufiler [1.8]
Examples Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana. [2.499]
Morphology 
Present : mamikavika
Past : namikavika
Future : hamikavika
Imperative : mamikavikà

Entry mamikavikà (vikavika)
Part of speech imperative of active verb mamikavika [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/09/13