| Entry |
mameloma > mamelona
(velona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao? Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [1.1]
|
| | Manome sakafo [1.13]
|
| | To animate; to supply with the necessities of life, to support [1.7]
|
| | Animer [1.3, 1.8, 1.5]
|
| | Nourrir [1.3, 1.13, 1.5]
|
| | Entretenir [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | Ranimer; faire vivre [1.3, 1.8]
|
| | Donner la vie [1.3, 1.13]
|
| | Vivifier, remettre en vigueur [1.3]
|
| | Allumer, mettre en marche [1.5]
|
| | Sonner [1.3, 1.5]
|
| Examples |
| 1 | ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps)
[1.3]
|
| 2 | Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes)
[1.3]
|
| 3 | ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes)
[1.3]
|
| 4 | Idada no saina sy rivotra mamelona antsika!
[2.499]
|
| 5 | Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka.
[2.4]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamelona,
mamelon-,
mamelom-,
mamelo- |
| Past : |
namelona,
namelon-,
namelom-,
namelo- |
| Future : |
hamelona,
hamelon-,
hamelom-,
hamelo- |
| Imperative : |
mameloma |
|
|